|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tohizana |
| Fototeny | 2 tohy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Asiana zavatra tohiny, ka misy teny famenony mandrakariva eo aorianany:
5 Hotohizana rofia ity kofehy ity fa fohy loatra. (Aza afangaro amin' ny tohizina [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 hozatina, tohizana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|