|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tokam-bolana |
| Singan-teny | 2 tokana, 3 volana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Enti-milaza olona tsy mivadika amin' ny teny nataony, fa rehefa izay dia izay;
6 tsy be teny fa dia iray iny ihany ary tsy ovana na soloana [1.1] [tokambolana] 7 tsy mandainga, tsy mivadibolàna [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[tokambolana]
8 fidèle
[1.13] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|