Entry | 1 tokatoka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Karazan-tononkira na tononkalo betsimisaraka mitanisanisa zavatra mifangaro, tsy dia mba mifototra amin' ny zavatra iray, nefa kosa mirindra sy manara-paika aoka izany: indraindray koa fitanisana na fitsikerana eritreritra samihafa, fihetseham-po [Betsimisaraka]
[1.1] |
Vocabulary | 4 Literature: (in general) |
Anagrams | 5 kotakota, 6 takotako, 7 tokatoka |
Updated on 2025/10/07 |
![]() |