|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tokonana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny toerana eo amin' ny fanambanin' ny varavarambe izay tsy maintsy dinganina na hitsahina isaky ny mivoaka sy miditra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Le seuil des portes, la pièce intérieure des encadrements des portes et des croisées
[1.3#715] 5 seuil [1.13] |
| Ohatra |
6 ary nisy andry sy tokonana koa teo anoloan' io.
[2.996#11.7.6]
|
| Tovy hevitra | 7 tokonam-baravarana |
| Kamban-teny rehetra | 8 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Teny nalaina | 10 Soratra misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|