|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 tolaka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mihodina, avily, ahodina ho any an-kafa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 qui tourne sur ses gonds; se dit de la porte
5 qu'on a trompé par des détours, accusé à la place du coupable, vaincu par des sorts dans l'épreuve du tanguin [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 20 Fikambanana 10 amin' io teny io |
| Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 22 tolaka |
| Sokajin-teny | 23 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
24 mosavy
[Tambahoaka, Sihanaka]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 25 tolaka |
| Sokajin-teny | 26 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
27 avily amin'ny toeran-kafa
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
28 dérivation
[1.13] |
| Fivaditsoratra | 29 lakato, Lakato, 30 lotaka, 31 takalo, tolaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|