|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  toloko
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Taraina, feo mitaraindraina miaraka amin' ny sento am-po na fitserana: "Sentosento mamelovelo, / Ranomaso, totoko tsy tana: / Izy ireny no sarin' avelo, / Mitampody ka sarotra ialana". (J.J.R.) [1.1]
4 taraina [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5 a groan, complaint, importunity [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 gémissements, plaintes importunes [1.3]
7 plainte [1.13]
Ohatra  8  Sa toloko sy tomany no hitana lava izao? [1.244#]
9  Toy izao no am-pahan-teniny, nelanelanin-tsento sy toloko lalina aoka izany: [2.470]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)20  toloko
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny frantsay  22 comme toloka [1.196]
Voambolana  23  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17