|
|
|
|

Teny iditra1  tolomina
Fototeny  2 tolona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Bedaina: Notolomin-dRakoto ilay mpangalatra tratrany
5 Hodidinina amin' ny sandry: Notolomiko ny mitan-kazo nohanihiko [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 mitolona, tolomina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12