|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tomaratara |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mandefa taratra malefaka tsy mba mamono maso, tahaka ny fitaratra tarafin' ny masoandro efa mirefarefa na vao miposaka
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 lucide, clair, brillant
[1.3#718] |
| Ohatra |
5 Tsiriry anie aho ka tsiriry tsiriry eny amoron'ny ony sady maitso no tomaratara [2.131] |
| Tsipelina hafa | 6 tomarataratra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|