| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 tombo-tsisina | 
| Singan-teny | 2tomboka, 3sisina | 
| Sokajin-teny | 4 anarana | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
5 Gravée ou marquée au bord. La pièce de cinq francs dont l'exergue, au lieu d' être en relief, est en caractères rentrants. [2.415#6628] | 
| Ohatra | 
6 ny vola tombotsisina dia ny vola rehetra avy amin' ny antokon-tany nantsoina hoe: "Union latine" tamin' izany;
[2.436#] 
 | 
| Voambolana | 7 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |