|
|
|
|

Teny iditra1  tombohana
Fototeny  2 tomboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ampangaina tsy marina, endrikendrehina: Nandalo teo anoloan' ny tranony fotsiny aho dia notombohany ho nangalatra [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 antamboho, 10 hanatombo, 11 tambonoha, tombohana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12