| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 tombom-barotra | 
| Singan-teny | 2tombo, 3varotra | 
| Sokajin-teny | 4 kambanteny | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
5 Vola tadiavina ho azo ambonin' ny masonkarena rehefa mivarojavatra [1.1] 6 [tombombarotra] ny vidy ivarotana analana ny vidy ividianana [1.13]  | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
7 profit [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
8 bénéfice [1.8] 9 [tombombarotra] bénéfice brut ou bénéfice d'exploitation [1.13]  | 
| Ohatra | 
10 Na dia tsy azo enjehina aza ny fisitahan' ny Fanjakana amin' ny orinasam-panjakana amin' ny maha fisahanan-draharaha azy, dia tokony harotsaka ao amin' ny Fitahirizam-bolam-panjakana ny tombombarotra amin' izany, ary tokony hahazoan' ny vahoaka tsy an-kanavaka tombontsoa.
[4.27#] 
 | 
| Voambolana | 11 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |