|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tombo-tsodina |
| Singan-teny | 2 tomboka, 3 sodina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ny loaka mifanao ambaratonga amin' ny sodina
6 ilazana koa ny fizarana zavatra amin' olona maro arakaraka ny voninahiny [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 les trous de la flûte
8 se disait d' un partage fait selon le rang et la dignité 9 il se disait aussi de la gradation hiérarchique des chefs [2.415#3219] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|