Entry | 1 tomika |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Banga, tsy ampy, tsy efa, tsy ary fomba (fampiasa indrindra miaraka amin' ny hoe: "tsy misy"): Tsy misy tomika: feno tanteraka, tsy misy banga |
Examples |
4 [2.472] misy tomika amin"i Frantsa".
|
All compound words |
|
Anagrams | 6 kamoty, 7 matoky, 8 mitako, 9 mitoka, 10 motaky, 11 motika, 12 tomika |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |