|
|
|
|

Entry1  tompom-bady
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  tompo, vady
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ny vadin' ilay olona tenenina izay manana fahefana aminy noho ny hafa
Proverbs  5  Proverbs containing the word tompom-bady

Updated on 2025/07/29