|
|
|
|

Entry1  tompon' ny laka
Elementary words  2  tompo, 3  laka
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  enti-milaza ny vato mahazo ny toerana afovoany izay toerana tsara indrindra satria misy lalana valo azony ikisahana avy eo amin' ny misy azy eo
mahazo toerana tsara ahafahana manao izay tiana [1.1]
Explanations in English  6  to win acceptance; to arrive in a favorable situation [1.7]
Explanations in French  7  qui est accepté; qui se trouve en bonne position [1.8]
Synonyms  8  mahazo laka

Updated on 2025/09/12