|
|
|
|

Teny iditra1  tondra-drano
Singan-teny  2 tondraka, 3 rano
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 rano vaky ka manafotra ny tany iva sy ireo lemaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a flood [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 inondation [1.8, 1.5]
[tondradrano] 8 inondation [1.13]
9 crue [1.8]
Ohatra  10  Tsy samorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay [2.470]
11  Araky ny efa voalaza, ny amy ny ilay rivotra namely mafy teo, sy ny orana be naha tondradrano sy namaky fefiloha [2.59]
Voambolana  12  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  13 safo-drano

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12