|
|
|
|

Teny iditra1  tonizianina
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny firenena monina any amin' ny tanin' ny Tonizia (Afrika avaratra, atsinanana): Lazao ny anaran' ny mpanjakan' ny Tonizianina raha fantatrao
4 Momba an' i Tonizia na an' i Tonizia na avy any Tonizia: Mahatratra enina hetsy ny mponina ao Tonisy, renivohitra tonizianina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 Tunisian [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 tunisien, tunisienne [3.1]
Voambolana  7  Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  8  tonizia, 9  tonizia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02