|
|
|
|

Teny iditra1  tonohoka
Fototeny  2 tohoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Voatohoka, notohofana, nasiana kitay betsaka (eo am-patana): Notonohok' Ikoto kitay betsaka ny fatana
5 Ampanakekezina ny vava: Notonohony vava ny fantsakana ka tsy faly ny olon-drehetra [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12