|
|
|
|

Teny iditra1  tontaly
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [frantsay total] Fitambaran' ny isan-javatra rehefa akapoka ho iray: Iraika amby enimpolo sy telonjato no tontalin' ny volan' Ikoto sy Isambilo
4 Vokatra [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  16 totaly, totaliny

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19