|
|
|
|

Teny iditra1  topatopa
Fototeny  2 topa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny fihetsiketsiky ny rano mova tsy ny mitobatobaka na mikapokapoka, indrindra rehefa midona amin' ny sisin' ny morona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 agitation of water [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 agitation de l'eau [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19