|
|
|
|

Teny iditra1  torabajaha
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 antsamotady: Nitorabajaha i Davida ka nibongaiñ'i Goliata (voan'ny antsamotadin'i Davida i Goliata ka lavo nitsirara) [Tanala] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12