|
|
|
|

Teny iditra1  toradroa
Singan-teny  2 toraka, 3 roa
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny frantsay  5 au carré, puissance 2 [1.13]
Ohatra  6  Ny fitondrana sy ny manodidina dia nanome tsiny azy noho ny tany dilatra mirefy metatra toradroa vitsivitsy tsy navadiny ho « zaridaina » tamin' ny angady. [1.369#]
Voambolana  7  Matematika: alijebra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11