|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 torahana |
| Fototeny | 2 toraka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza zavatra na olona anipazana vato tetehina hahavoa azy: Notorahany aho fa nahay niala ka tsy voany
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Contre quoi on lance: Notorahan’ ny ankizy vato ny paisonay:
6 (Les enfants ont lancé des pierres contre nos pêchés) [1.3#730] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 rotahana, 14 tanaraho, 15 tarohana, 16 toharana, torahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|