|
|
|
|

Teny iditra1  toranina
Fototeny  2 torana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao izay hahatorana azy, izany hoe: tsy handrenesany maharary: notoranina izy tamin' ny nandidiana azy [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 anatrony, 10 itronana, 11 oninatra, 12 ranotany, 13 rantoina, toranina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12