|
|
|
|

Teny iditra1  tosika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ronjina; ezaka atao mba hampivoaka olona amin' ny faritra iray, na hamotraka azy na handroaka azy: Resy tosika izy ka lasa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a shove, a push [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 action de pousser, impulsion [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  17  Fikambanana 9 amin' io teny io
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  19 akotsy, 20 kaitso, 21 kitsao, 22 Kosita, 23 satoky, 24 sôkita, Sokita, tosika, 25 tsakoy, 26 Tsikoa, 27 tsioka, 28 tsokia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27