|
|
|
|

Teny iditra1  totorana
Fototeny  2 tototra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza lavaka fenoina tany, na zavatra asiana tany na hafa mivangongo mandrakotra azy: Totory ity hady ity ~ Tokony hototorana tany ny vody hazo [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9 totofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12