Entry | 1 totorebika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Dihy manao don-tongotra amin' ny tany tsy an-kijanona |
Explanations in English |
4 [1.7] a dance of joy |
Explanations in French |
5 [1.8] danse de joie |
Examples |
6 [2.270#] Niditra ny loholona, nanao dihy tsinjaka, ary nanaraka ny vehivavy, nanao totorebika sy dada. 7 [2.436#] Ny totorebika: ity dia maro mpahalala: manao sikim-balaka ny lehilahy manao azy, manipy sandry malefadefaka dia raikitra mitoto amin' izay, ny tongotra toy ny mively langoraony, mitana ba, manamafy ny lamako. |
Elementary words | 8 toto, rebika |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |