|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tra-boina
Singan-teny  2 tratra, 3 voina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 voan' ny loza, tra-doza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [traboina] 6 victims of disaster [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [traboina] 7 sinistré [1.8]
Ohatra  8  Ankasitrahana ireo fikambanana sy ireo malala-tànana rehetra izay niara- nifarimbona tamin' ny fanampiana ireo traboina. [1.368#]

Teny iditra (2/2)9  Tra-boina
Singan-teny  10 tratra, 11 voina
Sokajin-teny  12  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Voambolana  13  Haisoratra: boky
Mpanoratra  14 Rakoto Odeam

Fivaditsoratra  15 taborina, tra-boina, Tra-boina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26