|
|
|
|

Entry1  tra-drasa
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  tratra, rasa
Explanations in Malagasy  4  [1.1] biby efa toa ho faty -- na noho ny aretina na noho ny loza nahazo azy -- ka vonjena vonoina haingana mba hohanina na hamidy
Synonyms  5  atao tra-drasa

Updated on 2025/07/29