|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 trafo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ilay mivohitra eo an-doha soroky ny karazambiby sasantsasany, toy ny omby, rameva, sns...
4 Fivontosana sampona eo an-damosina ka mahavokoka 5 Zava-tsy misaraka amin' ny tena. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 the hump of cattle
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 la bosse du boeuf
[1.8] |
| Voambolana | 8 Haiaina |
| Kamban-teny rehetra | 9 Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 fatro, 12 fotra, trafo, 13 trofa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|