|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 trambo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
3 perfidie, malheur, conséquence funeste
[1.3#739] |
| Kamban-teny rehetra | 4 ladinintrambo |
| Teny iditra (2/2) | 5 trambo |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Karazam-bibikely maro tongotra misy poizina ny kaikiny
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 le cent-pieds
[1.3#739] |
| Voambolana | 9 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Kamban-teny rehetra | 10 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | trambo, 12 tromba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|