|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tranon-kala |
| Singan-teny | 2 trano, 3 hala |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a spider's web
[1.2#674] 6 the web, the world-wide web [3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 toile d'araignée
[1.3#740] 8 le web, la toile mondiale, la toile d'araignée mondiale [3.1] |
| Ohatra |
9 ny tranon' aretina (tranonkala foana tsy misy hala intsony) atao ny odi-holaboka.
[2.48]
|
| Voambolana | 10 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) 11 Haitao |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13 |
|