|
|
|
|

Entry1  trano tomboka
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] trano vita amin' ny rantsan-kazo nofetaina sy nolalorina fotaka
trano tsy misy rindrina, na misy fa iva kely foana, ka ny tafony mitombina amin' ny tany;
Elementary words  4  trano, tomboka

Updated on 2024/12/07