|
|
|
|

Teny iditra1  traotraoka
Fototeny  2 traoka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Anarana omena ilay taolamalemy mivohitra eo anoloan' ny lohatraoka [1.1]
Voambolana  5  Haiaina
Kamban-teny rehetra  6 be traotraoka
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  8 tarotaroka, 9 toratoraka, traotraoka, 10 troatroaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09