|
|
|
|

Teny iditra1  trarantitra
Singan-teny  2 tratra, 3 antitra
Sokajin-teny  4  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 Fomba fiarahabana, izay entina mirary ilay olona arahabaina ho tratra antitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [trara, Opt. Imp of tratra.] May you reach old age! A common form of expressing thanks, or of bidding good-bye to one of noble rank, or highly respected; also used to the sovereign after she has replied or spoken to any one. [1.2]
7 may you live long ! (an expression of great respect) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 vivez longtemps [1.3#741, 1.8, 1.5#305]
9 ayez de longs jours! terme respectueux qu'on emploie surtout à l'égard des personnes honorables, pour dire adieu, et aussi au commencement d'un discours ou bien pour acquiescer;
10 pour dire adieu aux nobles cette expression est obligatoire [1.3#741]
11 (expression très respectueuse) [1.8]
Ohatra  12  Ary dia nanao trarantitra izahay. [2.366]
13  trarantitra, tompoko, aza marofy! [2.69]
14  Dia nanao trarantitra izahay dia nody. [2.649]
15  trarantitra, aza marofy Hianao, tompoko! [2.69]
Voambolana  16  Teny fanajana
Mpanahaka  17  traraantitra, 18  tratraantitra, 19  tratrantitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17