Entry | 1 tratra antso |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] enti-milaza olona mety ho takatry ny antso atao enti-milaza koa ny efa voaheloka ho faty, nefa nahazo famindram-po ka tsy novonoina indray |
Elementary words | 4 tratra, antso |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |