|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  trea
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza karazan-tandrok' omby misabaka tanteraka ka mitovy fandry somary mahitsy lava amin' ny ila sofina roa [Bara] [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  4  Bikan' ny tandrok' omby

Teny iditra (2/2)5  trea
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7 tezaka, salelaka [Tambahoaka] [1.78]

Fivaditsoratra  8 etra, 9 rate, 10 Tare, 11 Tera, trea

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12