|
|
|
|

Teny iditra1  tretroka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 saoka [Bezanozano] [1.78]
4 Ny saoka mivalombalona manao ambaratonga noho ny hatavezana; saoka roa [1.1]
5 faritra ambany saoka mivalombalona [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 Le double menton [1.3]
7 double menton, triple menton [1.13]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Voambolana  9  Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19