|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 trobaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Loaka: Misy trobaka ny rindrin-dry zareo ao atsimo
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 trou
[1.13] |
| Teny iditra (2/2) | 5 trobaka |
| Sokajin-teny | 6 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Loaka tanteraka, gorobaka: Trobaka ny takibany tamin' ilay lefona tsy hita fiaviana
[1.1] 8 voaloaka [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 troué
[1.13] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 28 bokatra, 29 botraka, 30 kabotra, 31 traboka, trobaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|