|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  troka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fisintonana ranonjavatra amin' ny orona na vava ka rivotra no isintonana azy [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)15  troka
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17 iray razana nipoirana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  18 lignée [1.13]
Ohatra  19  Izao, hoy izy, no lazaiko aminareo Antefasy telo troka. [2.508#]

Teny iditra (3/3)20  troka
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22 kibo [Tanala] [1.78]
23 kibo [1.1]
Voambolana  24  Haiaina

Fivaditsoratra  25 kotra, 26 trako, troka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19