|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 trotraka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Vizana fatratra; sasatra mafy; torovana
4 Jereo valaka [1.1] |
| Ohatra |
5 Raha vizan-dahasa izahay taloha, trotraka tanteraka izahay teo.
[2.472]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 10 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 katratro, 13 kotratra, trotraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|