Entry (1/2) | 1 tsaboina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 tsabo |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Karakaraina amin' ny fanomezana fanafody sy fikajakajana mba ho sitrana, ka sady azo ilazana ny marary no ilazana ny aretina: Notsaboiny ny zanako dia sitrana ~ Aretina sarotra tsaboina io aretina io |
Explanations in English |
9 [1.7] to be nursed, to be given medical care |
Explanations in French |
10 [1.8] qu'on soigne |
Vocabulary |
11 Health |
Entry (2/2) | 12 tsaboina |
Part of speech | 13 passive verb |
Root | 14 tsabo |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] Vonjena amin' ny fanomezana vola na zavatra: Tsaboy kely roapolo any aho |
Anagrams | 16 itsaboan, nitsaboa, tsaboina |
Updated on 2025/08/02 |
![]() |