|
|
|
|

Teny iditra1  tsahivina
Fototeny  2 tsiahy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsarovana, tadidina: Tsahivo ilay teniko taminao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 (pour Tsiahivina) Dont on se souvient [1.3#762]
Ohatra  6  Ny varavarana narindrina mora vohana
ny teny natao mora tsahivina
ny vato naorina adidy
[2.131]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  11 tsiahivina

Fivaditsoratra  12 havitsina, tsahivina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12