Entry | 1 tsaho |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Teny na resaka mandeha mitety hatrany, izay tsy mbola voafototra na marina na tsia; vaovao tsy fanta-pototra heno miely ombieny ombieny: Mandeha ny tsaho fa hody daholo, hono, ny Vazaha [1.1] |
Examples |
4 Tapa-bolana taorian' izay, nisy tsaho niely izay tsy fantatra ny niaviany:
[2.472]
|
Derivatives |
|
All compound words | 15 4 combinations of this word |
Analogs | 16 sahoa, siosio, honohono, tsahotsaho, vaovao, resaky ny olona, tohono, fosafosa, ketsoketso |
Anagrams | 17 hatso, 18 tsaho, 19 tsoha |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |