|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tsaingoka
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanaikerana mitomboka, atao amim-pahakingana dia mihataka, toy ny fanaon' ny vavan' akoho. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 qui a les doigts lestes, qui enlève, vole lestement; enfant qui frappe les autres des mains sans raison [1.3#749]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)21  tsaingoka
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23 Anaran' antoko-miaramila mpiambina ny andriamanjaka fahiny, izay nanaraka azy raha nisy dia nalehany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  24 nom d'une compagnie de soldats attachés jadis à la garde royale, accompagnant la reine dans ses promenades et voyages [1.3#749]
Ohatra  25  Ary tsaingoka fotsy miakanjo sy misatroka 40 lahy nampilefa basy ao avara-drova. [2.48]
Voambolana  26  Miaramila

Teny iditra (3/3)27  tsaingoka
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny malagasy  29 Anaran-javamaniry madinika ampiasain'ny olona ho fanalefahan-kozatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  30 plante légumineuse et émolliente [1.3#749]
31 Légumineuse employée comme remède contre les furoncles d'après le fichier manuscrit de Grandidier. [1.196]
Voambolana  32  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Tsipelina hafa  33 tsengoka

Fivaditsoratra  tsaingoka, 34 tsingaoka, 35 tsingoaka, 36 tsiongaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19