|
|
|
|

Entry1  tsaitsaim-bary
Part of speech  2  noun
Root  3  tsaitsaika, vary
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny vary' mby eo amin' ny ambaratonga faharoa amin' ny fitotoana azy, izany hoe efa nototoina fanindroany ary mbola hototoina indray mandeha farany vao tena ho fotsy tsara (jer. Aivoka, Fotsy)
Vocabulary  5  Economy: food
Synonyms  6  tsaitsainy

Updated on 2025/07/29