|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  -tsaka
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe saka

Teny iditra (2/4)3  tsaka
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Feo re amin' ny fandidiana zavatra rasaina na lamba tapahina amin' ny antsy maranitra, na amin' ny fanatrabahana tany amin' ny angady maranitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Le bruit d'un tranchant coupant quelque chose, d’une pioche pénétrant dans la terre. [1.3#749]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  17  Feo

Teny iditra (3/4)18  tsaka
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20 Fitana rano amin' ny firobohana ao anaty rano. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#750]
Sampanteny 
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Teny iditra (4/4)23  tsaka
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny malagasy  25 ntsaka [1.1]
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  27 katsa, tsaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02