|
|
|
|

Teny iditra1  tsakoaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Feo re raha misy zavatra lehibe mianjera ao anaty rano, na raha sintonina hiala avy ao anaty fotaka ny tongotra [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  5  Feo

Fivaditsoratra  6 katsaoka, 7 katsoaka, tsakoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19