|
|
|
|

Teny iditra1  tsakodara
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anaram-borona misy sanga toy ny akoholahy [Sakalava] [1.1]
Ohatra  4  Tsifan'aomby ro ataony mohara / Voho lohan-tsakodara ro andesiny misara / Mba alao moa ze marary hotahany / Fa zay avao ahitany hany. [2.606#125]
Voambolana  5  Haibiby: vorona
Tsipelina hafa  6 takodara
Tovy hevitra  7 barao, drao, takadalana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12