|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsakoina |
| Fototeny | 2 tsako |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Potipotehina amin' ny nify ao am-bava: Tsakoy tsara ny zavatra haninao mba tsy hamizana ny vavoninao
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be chewed
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 qu'on mâche;
[1.8] |
| Ohatra |
7 Rehefa tanehina ka hanina izy, tahaka ny fon-jozoro no tsakoina ao am-bava
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 anatsiko, 14 antsakio, 15 antsioka, 16 atsikano, 17 kotsaina, 18 takosina, 19 tsaikona, tsakoina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|